by All Madagascar | Jan 11, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Ary ankehitriny dia kilema aminareo ny anananareo* ady amin’ny namanareo. Nahoana no tsy aleo mandefitra ny tsy rariny aza ianareo? Nahoana no tsy aleo maharitra hambakaina aza ianareo? [* Na: matiantoka mihitsy ny fanahinareo, raha manana] » (1 Korintiana...
by All Madagascar | Jan 4, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Tezera, fa aza manota; ary aoka tsy ho tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranareo. » (Efesiana 4:26) Source
by All Madagascar | Dec 31, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Raha jereko ny lanitrao, izay asan’ny rantsan-tananao, sy ny volana aman-kintana, izay noforoninao, Inona moa ny olona, no ahatsiarovanao azy? Ary ny zanak’olombelona, no amangianao azy? Fa efa nataonao ambany kely noho Andriamanitra izy, ary efa...
by All Madagascar | Dec 30, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Ny zavatra rehetra nataon’ i Jehovah dia samy misy antony avokoa; (Oha 16:4a) Source
by All Madagascar | Dec 24, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Hoy Jesosy taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; (Jaona 14:6a) Source
by All Madagascar | Dec 22, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Jesus looked at them and said, “With man this is impossible, but with God all things are possible.” Matthew 19: 26...