by All Madagascar | Dec 20, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
“Hatry ny fony ianao tsy mbola noforoniko tany an-kibo no efa fantatro, ary hatry ny fony ianao tsy mbola teraka no efa nohamasiniko sy notendreko. Aza matahotra azy ianao, fa momba anao hamonjy anao Aho, hoy Jehovah.” Jeremia 1: 5,8...
by All Madagascar | Dec 12, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Miravoravoa amin’i Jehovah ianao, dia homeny anao izay irin’ny fonao (Sal. 37: 4) Source
by All Madagascar | Dec 2, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Koa izany no nanandratan’Andriamanitra Azy indrindra sy nanomezany Azy ny anarana izay ambony noho ny anarana rehetra, mba ho amin’ny anaran’i Jesosy no handohalehan’ny lohalika rehetra, na ny any an-danitra, na ny etỳ an-tany, na ny any...
by All Madagascar | Nov 25, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Ny famoizam-po ario, Fa jesosy itokio Mba hatoninao anio Ilay be Fahasoavana.! (FFPM 18) Source
by All Madagascar | Nov 18, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Antsoy Aho, dia hovaliako hianao ka hampisehoako zavatra lehibe sy saro-pantarina izay tsy fantatrao.( Jer 33:3) Source
by All Madagascar | Nov 14, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
JESOA IHANY NO TENA AZO ANTOKA Source