by All Madagascar | Nov 5, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenana ny amin’ ny farany.(Jer. 29: 11) Source
by All Madagascar | Nov 3, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
ICI-Télévision _ Fandaharana Malagay eto Canada Source
by All Madagascar | Nov 2, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Tongava aminareo araka ny finoanareo (Mat. 9: 29) Source
by All Madagascar | Oct 30, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Aza mijangajanga. (Deotoronomia 5:17 ) Source
by All Madagascar | Oct 5, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Ary hoy Jehovah tamin’i Mosesy: Nahoana no mitaraina amiko ianao? lazao amin’ny Zanak’Isiraely mba handroso. (Eksodosy 14:15) Source
by All Madagascar | Sep 29, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Ny vato izay nolavin’ny mpanao trano, Dia izy no efa natao fehizoro; Avy tamin’i Jehovah izao Ka mahagaga eo imasontsika? (Matio 21:42) Source