by All Madagascar | Sep 23, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Ny mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handringana; Izaho avy mba hananany fiainana, sady hananany be dia be. (Jaona 10:10) Source
by All Madagascar | Sep 7, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Ary hoy Josafata tamin’ny mpanjakan’ny Isiraely: Masìna ianao, anontanio aloha ny tenin’i Jehovah. (1 Mpanjaka 22:5) Source
by All Madagascar | Aug 31, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Indro, Izaho no Jehovah, Andriamanitry ny nofo rehetra; moa misy zava-mahagaga izay tsy haiko va? (Jeremia 32:27) Source
by All Madagascar | Aug 31, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Aty amin’izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana; nefa matokia; Izaho efa naharesy izao tontolo izao. (Jaona 16:33b) Source
by All Madagascar | Aug 25, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Izay miambina ny vavany sy ny lelany Dia miaro ny fanahiny tsy ho azom-pahoriana. (Ohabolana 21:23) Source
by All Madagascar | Aug 25, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Nampahorina Izy, nefa nanetry tena ka tsy niloa-bava, dia tahaka ny zanak’ondry entina hovonoina, sy tahaka ny ondrivavy izay moana eo anatrehan’ny mpanety azy, eny, tsy niloa-bava Izy. (Isaia 53:7) Source