by All Madagascar | Jun 12, 2023 | Bodo Razafindrazaka, Mozika
Hamonjy anareo any am-pita indray aloha🤩🥰🥰🥰 Source From : BODO Diva’s Page...
by All Madagascar | Jun 7, 2023 | Bodo Razafindrazaka, Mozika
Ho fanomanana ny fampidirana ny ankizy 450 any am-pianarana dia atomboka @ ity vide dressing ity ary ny fandraisanao anjara. MANKASITRAKA sahady Salama daholo ☺️ Indro ary ilay efa nolazaiko anareo. Misy kiraroko, akanjoko , sy bottes ko, akanjon’ankizy...
by All Madagascar | May 31, 2023 | Bodo Razafindrazaka, Mozika
Tsapako loatra hoe KAMBOTY RENY aho. Raha teo izy dia nankeo am-pofoiny aho nitomany kely sy nanovo hery. Manina an’i NENY MmTsapako loatra hoe KAMBOTY RENY aho. Raha teo izy dia nankeo am-pofoiny aho nitomany kely sy nanovo hery. Manina an’i NENY Mm...
by All Madagascar | May 21, 2023 | Bodo Razafindrazaka, Mozika
😍 Tsindrindaona ihany koa isika ny ho @ 04 Jona…😍 🥰 Ndao Ary …. #BODO_NJAKATIANA ao Antsahamanitra… #Ry_FOKO ❤️ Source From : BODO Diva’s Page...
by All Madagascar | May 12, 2023 | Bodo Razafindrazaka, Mozika
Tena sambatra aho na dia vao famerenana fotsiny aza. Tiako hiampita aminareo zany fahatsapako izany. 17mai amin’i 6ora hariva ao amin’ny EKAR ANTANIMENA. Ary eeee. Source From : BODO Diva’s Page...
by All Madagascar | May 9, 2023 | Bodo Razafindrazaka, Mozika
Isaorana antsika t@ fanotronana rehetra t@ zay seho efa nisy. Mankasitraka , mankatelina indrindra. Fa indrindra isaorana Azy 🙏 Isaorana Azy ny 35 taona vita sy izay mbola omeNy Ndao iaraka anome Azy izay fisaorana izay indray ary fa Izy no anton’izao rehetra...