by All Madagascar | Feb 2, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa
Fa ndry oa manjakely foana na mahia na matavy, na fotsy na mainty, na maquillée na natoraly, ataovy zay ahazoana aina dia hararaoty ny fiainana😉 Ps: Fahasalamana is bae😝 ·...
by All Madagascar | Jan 31, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa
Rehefa ndry ilay vesatra ho an’ny fiaraha-monina, saingy iafian’ny olona eny ihany satria hoe havana, namana, mpiara-miasa😝 Mpiara-miasa: https://www.facebook.com/screm.mada Collègues : https://www.facebook.com/screm.mada ·...
by All Madagascar | Jan 31, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa
Aody oh, zao ny paozy vao mifoha😝, atomboka @ sakafo maraina maivamaivana foana ny andro raha mbola afaka, « porridge avoine sy légumes » atoroko @ manaraka ndray ny fanao azy ho an’zay liana😉 Fa eto am-piandrasana aloha dia aza adino fa misy ny tsena en ligne «...
by All Madagascar | Jan 30, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa
Efa volana maromaro izay isaky ny manao sary ilay zanako dia io foana no tiany hatao: fiara kely misy anay telo mianaka, eny @ làlana misy cocotier sy masoandro. Hoy aho mantsy azy hoe indray andro mbola handeha @ io làlana io isika dia asehoko anao hoe io ilay t@...