by All Madagascar | Jul 30, 2023 | Les 6% imbéciles, Politika
Raha izao fijeriny sy endriny izao, mety midika inona ? (misy manam-pahaizana momba ny fandinihana ny toetra @alalan’ny endrika sy fijery ve ato?) . From : Les 6% imbéciles
by All Madagascar | Jul 30, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Ny vendrana tahaka azy ihany angamba no mbola manohana an’ity. Ho azy sy ny minisitra Soafilira dia “1992-2023 = 41” (-31 no valiny marina) Vazaha tsy manana niveau CEPE toy izao no mitondra an’i Madagasikara ka tsy tokony mahagaga raha midina...
by All Madagascar | Jul 29, 2023 | Les 6% imbéciles, Politika
Tapitra androany ilay 1 VOLANA nolazain’i Ra8sentimetatra. Ca va tsara ve ianareo mponina eny Itaosy sy ny manodidina eny ? . From : Les 6% imbéciles
by All Madagascar | Jul 29, 2023 | Les 6% imbéciles, Politika
Ilaina ve i Koto ? Mety hitondra inona ho an’i Madagasikara moa lery ? From : Les 6% imbéciles
by All Madagascar | Jul 26, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Mercédes Ratsirahonana. Ity vehivavy mankamamy ny firenen’i Cédric ity no tompon’antoky ny bling bling sy ny fandaniam-bola ao an-dapa (Directrice des événements présidentiels hono). Izy no nanome ny tsena sy mpiaro sinoa ary mpanao kitrano an-trano ny...
by All Madagascar | Jul 23, 2023 | Politika, Salantapy Vidéo
From : Salantapy Video...