by All Madagascar | Jun 14, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
JIRAMA : Miverina amin’ny laoniny ilay famoahana fandaharam-potoanan’ny delestazy mitety faritra avy amin’ny Jirama.Dia tsara efa miomana sy mandamina fotoana fa tsy maintsy samy hahazo ny anjara delestaziny izany ! Source From : Tia...
by All Madagascar | Jun 13, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
13/06/2023- MANANJARY. Filoha Marc Ravalomanana. Rehefa nosakanana tsy andeha ny fiara dia nandeha Bajaj teto Mananjary Source From : Marc Ravalomanana – Ofisialy
by All Madagascar | Jun 11, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
NAMONTANA : Fiaraka karetsaka iray sy moto roa no nodomina taxibe iray teny amin’ny tetezan’i Namontana halina.Voalaza fa ny resevera no nitondra ilay taxibe , nambara ihany koa fa hoe mamo no sady tapaka “frein”.Tsy nisy ny aina nafoy. Source...
by All Madagascar | Jun 10, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
10/06/2023. FITOVINAGNY. Filoha Marc Ravalomanana. Finaritra aby Ragnandria ! Hisaorantsika Andriamanitra fa mbola notahiany isika ka afaka manao izao fihaonambe eto Fitovinagny izao. Source From : Marc Ravalomanana – Ofisialy
by All Madagascar | Jun 9, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
Tsy raikitra indray ilay fihaonana fa tsy ampy isa ry “honorables” … Source From : Tia Tanindrazana
by All Madagascar | Jun 8, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Fetim-pirenena ho avy – Misy ny manangana saina fotsy Patrick Raharimanana : hita tany ho any, tsy maro raha koragniny, misy manangana saina fotsy. Tina Rossin : marigna zala ay, resy ny gasy @jaly tafahoatra ty. David Halday : misy no tonga saina. Martin...