JIRAMA TSY MAINTSY MITSITSY SOLIKA 𝐓𝐀𝐌𝐁𝐀𝐙𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐍’𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐑𝐈𝐕𝐎 (𝐑𝐈𝐀) Ho fi…

JIRAMA TSY MAINTSY MITSITSY SOLIKA 🚩𝐓𝐀𝐌𝐁𝐀𝐙𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐍’𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐑𝐈𝐕𝐎 (𝐑𝐈𝐀) ℹ️ Ho fitsinjovana ny hain-tany sy ny faharitran’ny rano izay hita fa lasa aloha loatra, vokatry ny fiovaovan’ny toetr’andro, dia voatery mitsitsy ny solika mavesatra eo...