by All Madagascar | Jun 29, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
JIRAMA TSY MAINTSY MITSITSY SOLIKA 🚩𝐓𝐀𝐌𝐁𝐀𝐙𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐍’𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐑𝐈𝐕𝐎 (𝐑𝐈𝐀) ℹ️ Ho fitsinjovana ny hain-tany sy ny faharitran’ny rano izay hita fa lasa aloha loatra, vokatry ny fiovaovan’ny toetr’andro, dia voatery mitsitsy ny solika mavesatra eo...
by All Madagascar | Jun 24, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
ADIN’NY SAMY ROSIANA TSY MIFANARAKA INTSONY I POUTINE SY NY GROUPE WAGNER Nampangain’ny filoha Rosiana Vladimir Poutine ho mpamadika sy mpandefona ivoho ny vondrona mitam-piadiana Wagner tarihin’i Evgueni Prigojine. Ity vondrona mitam-piadiana ity hatrizay no eny...
by All Madagascar | Jun 17, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
RINAH RAKOTOMANGA :” tsy nangataka zom-pirenena Frantsay ny filoha Andry Rajoelina fa nomena, ary zon’ny fanjakana Frantsay tanteraka izany.Ka ianao ve efa omena dia hiavonavona handà indray.” (Sary : Real TV) Source From : Tia...
by All Madagascar | Jun 14, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
JIRAMA : Miverina amin’ny laoniny ilay famoahana fandaharam-potoanan’ny delestazy mitety faritra avy amin’ny Jirama.Dia tsara efa miomana sy mandamina fotoana fa tsy maintsy samy hahazo ny anjara delestaziny izany ! Source From : Tia...
by All Madagascar | Jun 11, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
NAMONTANA : Fiaraka karetsaka iray sy moto roa no nodomina taxibe iray teny amin’ny tetezan’i Namontana halina.Voalaza fa ny resevera no nitondra ilay taxibe , nambara ihany koa fa hoe mamo no sady tapaka “frein”.Tsy nisy ny aina nafoy. Source...
by All Madagascar | Jun 9, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
Tsy raikitra indray ilay fihaonana fa tsy ampy isa ry “honorables” … Source From : Tia Tanindrazana