by All Madagascar | Apr 15, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Tokony ho saziana – Depiote IRD mandranitra resaka fihaviana Jocelyn Rakotoson : tokony ho saziana mihitsy ny depiote IRD Jocelyne Maxime, mandranitra resaka fihaviana. Mankadala olo avy avaratra hono ny olo avy atsimo: “tsy olo boaka atsimo any, no hankadala...
by All Madagascar | Apr 11, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
MITSANGÀNA AMIN’NY MATY Mitsangàna amin’ny maty ianao mpitondra fanjakana, Izay nitondra anay vahoaka ho any anaty fahantrana. Mifohaza, miverena, aok’izay ny lalan-diso. Atsaharonao ny lainga, fitaka sy risoriso! Mitsangàna amin’ny maty ianao mpitandro filaminana,...
by All Madagascar | Apr 10, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Ianao Mpitarika be resaka nefa tsy mena-mivadika toa an’i Petera nanda intelo ny Tompony; ny zavatra nilokalokana hafa, nefa ny tena atao hafa: ”MITSANGÀNA AMIN’NY MATY!” https://www.fjkm.mg/index.php/category/hafatrynyfiloha/ Source From : Ny Valosoa...
by All Madagascar | Apr 9, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Arabaina tratry ny andron’ny Paska. (Sary nindramina) https://www.facebook.com/story.php?story_fbid=517747930570592&id=100070061690857 Source From : Ny Valosoa Vaovao
by All Madagascar | Apr 6, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
FANKALAZANA NY 26 JONA 2023 : NISOKATRA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY NY FIVOARINA FIKARAKARANA NY FANKALAZANA ✳️ Nosakafana tamin’ny fomba ofisialy androany maraina teto Ampahibe ny fivoriana fanomanana ny fankalazana ny faha 63 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i...
by All Madagascar | Apr 4, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
UE, Allemagne, Etats-Unis, France, Japon, Royaume-Uni, Suisse, Norvège – Mandiso ny fanambarana nataon’ny ministry ny atitany Justin Tokely Ny Valosoa Eo anatrehan’ny fanambarana navoakan’ny ministry ny atitany Justin Tokely, izay mametra ny hetsika sy fanentanana...