by All Madagascar | Jun 5, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
05/06/2023- Rtoa Doris Samuel Rakoto (tohiny). DORIS RAKOTO SAMUEL: raha ny vaovao farany dia nosamborin’ny zandary androany alatsinainy 5 jona vao maraina tao an-tranony Rtoa Doris Rakoto Samuel, vadin’i Mahery Lanto Manandafy. Heverina fa misy...
by All Madagascar | May 30, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
30/05/2023. ANALAVORY. Filoha Marc Ravalomanana (tohiny). Tsy maintsy mihaona amin’ny Olom-pirenena eto Analavory aho androany. Tsy mihemotra amin’izay endrika herim-pamoretana isika. Aok’izay ny fampijaliana ny Malagasy, ny fanitsakitsahana ny Zo...
by All Madagascar | May 20, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Mahafinatra e! Antsary nandritra ny sakafompiraisana nokarakarain’ny vehivavy TIM ANALAMANGA . Mankasitraka antsika rehetra Tonga nanohana ny antso nataony Vehivavy Tim Analamanga .Eto dia maneho fisaorana erampo erantsaina ny birao politika nasionaly , ny...
by All Madagascar | May 12, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Fitondrana jadona. Tsy misy ilàna izany teleferika izany. Raha misaina ianareo dia vonjeo ny vahoaka fa matin’ny hanohanana. NY SEKOLINTSIKA ANALAMAHITSY “LAVINAY NY FAMPANDALOVANA NY TELEFERIKA ETO…” Mandà ny fampandalovana ny téléphérique ao aminy...
by All Madagascar | May 6, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
06/05/2023. TOAMASINA. Dian’ny Filoha RAVALOMANANA (tohiny). Tontosa soamantsara ny Kongresi-paritra teto amin’ny renivohitry ny Faritra Antsinanana Anio. Fahombiazana tanteraka ny hetsika rehetra satria isika izao ilay hanangana Firenena Vanona. Hiaraka...
by All Madagascar | Apr 29, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Port-Bergé (29.04.2023) – Marc Ravalomanana: “Ho amboarintsika daholo ireo …” https://fb.watch/kcYqJTaxcd/?mibextid=qC1gEa Source From : Ny Valosoa Vaovao