by All Madagascar | Jun 30, 2023 | Bodo Razafindrazaka, Mozika
MIARAHABA ANTSIKA…HISY FAMPIARAHAM-PEO MIARAKA AMIN’iILAY MPIHIRA VAHINY TSY AMPOIZINA SY MIARAKA AMINAREO IHANY KOA..AZA ADINO ARY NY FOTOANANTSIKA SAMEDI 01 JUILLET 2023 à 21h...
by All Madagascar | Jun 29, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
JIRAMA TSY MAINTSY MITSITSY SOLIKA 🚩𝐓𝐀𝐌𝐁𝐀𝐙𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐍’𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐑𝐈𝐕𝐎 (𝐑𝐈𝐀) ℹ️ Ho fitsinjovana ny hain-tany sy ny faharitran’ny rano izay hita fa lasa aloha loatra, vokatry ny fiovaovan’ny toetr’andro, dia voatery mitsitsy ny solika mavesatra eo...
by All Madagascar | Jun 29, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
HIFIDY AHO. Olompirenena ianao, manana ZO ary manana ADIDY ihany koa. Manomboka ny 06 JOLAY izao ary Dia: Miverina any amin’ny BIRAOM-POKONTANY ny lisitra KA -MISORATRA ANARANA AHO raha tsy mbola nanao. – MANAMARINA ny ANARAKO aho – MAMETRAKA...
by All Madagascar | Jun 29, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa
Zao ny paozy rehefa mifarana ny volana, dia hoy malala hoe efa any an-dalana any ny karamako, dia hoy koa izy hoe « fais-toi plaisir » nefa kay no-limiter ny plafond ny CB🤔 Na izany aza mbola misy andefasana ho an’ny akama sy havana any an-tanàna @ Taptap Send...
by All Madagascar | Jun 29, 2023 | Caricatures, Pov cartoon, Vaovao
Mangaraharaha e, bonne gouvernance e… aiza ho aiza tokoa moa izany? #CNAPS #cnapsmadagascar #dessindepov #dessindemada #povcartoon #povcartoons #madagascarpolitique #madagascartoon #madagascarpolitique #bonnegouvernancemadagascar #BonneGouvernance Source From :...