by All Madagascar | Jul 18, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Fiadanana, mofon’aina ho anao. Alarobia 19 jolay 2023. 2 Tim 2: 8 – 13 HEVERO NY FIFIDIANAN’NY TOMPO Paoly manoratra ho an’i Timoty = Paoly manoratra ho an’ny mpino kristiana. – Ny olom-boafidy, ny olona efa nampahafantarina ny...
by All Madagascar | Jul 16, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Finaritra, mofon’aina ho anao. Alatsinainy 17 jolay 2023. HEVERO NY FIFIDIANAN’NY TOMPO Jaona 13: 12 – 20 ISIKA VOAFIDY: 1) Efa nosasan’ny Tompo tongotra. and-12 . Ny Tompo nanasa ny tongotrao = Efa nandray an-tanana ny momba anao; efa nanokana...
by All Madagascar | Jul 8, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Fiadanana ooo, ity ndray ary sakafom-panahy tsika androany ooo Source From : Emrick N’az
by All Madagascar | Jul 2, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Fiadanana. Mofon’aina ho anao. Alatsinainy 13 jolay 2023. Isa. 41: 8 – 13 HEVERO NY FIFIDIANAN’NY TOMPO. Misarika antsika hahatsiaro ny maha olom-boafidin’Andriamanitra antsika mandrakariva, ny mofon’aina anio. –...
by All Madagascar | Jun 27, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Fiadanana. Mofon’aina ho anao. Alarobia 28 Jona 2023. Sal. 40: 11 – 17 IORENAN’NY FAHAFAHANA NY TOMPO Maodelim-bavaka, avy amin’ny mpanao Salamo. Ho antsika ao anatin’ny fanenjehana sy fampahoriana ary ny fahoriana. Ho antsika trotraky ny...
by All Madagascar | Jun 22, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Fiadanana. Mofon’aina ho anao. Zoma 23 jona 2023. Lio. 7: 1 – 10 IORENAN’NY FAHAFAHANA NY TOMPO -Jesoa manatona antsika. and-1 – and-2 Ary ny mpanompon’ny kapiteny anankiray, izay malalany, dia narary efa ho faty. . kapiteny: olona...