by All Madagascar | Jul 25, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Fiadanana. Mofon’aina ho anao. Alarobia 26 Jolay 2023. HEVERO NY FIFIDIANAN’NY TOMPO Liok. 6: 12 – 16 – Andriamanitra no efa nifidy ny Tompo. Hoy Izy: ” Ity no Zanako malalako Izay sitrako; Izy no henoy. ( Mat. 17: 5)” ☝️Mitaky asa...
by All Madagascar | Jul 23, 2023 | Fivavahana, Marka16-15
« Hatry ny fony ianao tsy mbola noforoniko tany an-kibo no efa fantatro, ary hatry ny fony ianao tsy mbola teraka no efa nohamasiniko sy notendreko ho mpaminany ho an’ny firenena. » (Jeremia 1:5) Source
by All Madagascar | Jul 23, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Fiadanana, mofon’aina ho anao. Alatsinainy 24 Jolay 2023. HEVERO NY FIFIDIANAN’NY TOMPO 1 Tan. 28: 1 – 7 ANDRIAMANITRA MIFIDY: 1) Mamaritra ny asa sahaza ho anao. – Raha nanana fikasana ny hanorina ny Tempoly i Davida mpanjaka, sady efa...
by All Madagascar | Jul 23, 2023 | Fivavahana, FTV FJKM
Fanompoampivavahana FJKM “Hevero ny fifidianan’ny Tompo” FJKM Anosivavaka Ambohimanarina SPAA10 Alahady 23 Jolay 2023 Source From :...
by All Madagascar | Jul 20, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Finaritra, mofon’aina ho anao. Zoma 21 jolay 2023. Mar. 13: 14 – 20 HEVERO NY FIFIDIANAN’NY TOMPO. Tsy maintsy handalo andro mampahory isika: – Fahavetavetan’ny fandravana: and-14 Fahoriana lehibe no ambaran’i Jesoa eto. ....
by All Madagascar | Jul 18, 2023 | Fivavahana, Marka16-15
Source