by All Madagascar | Feb 11, 2023 | Les 6% imbéciles, Politika
#TSIARO_51 : NODINGANIN’NY RAY AMAN-DRENIN’NY MALAGASY REHETRA TAMIN’IZANY FOTOANA IZANY FOTSINY, FA TSY NOARAHABAINY, NY FILOHA TEO ALOHA MARC RA8 👉 Dia mbola lazain’ireo mpanohana bontolo ny Manga fa olon-kendry hono Rajao. 🛑 Na handeha...
by All Madagascar | Feb 11, 2023 | Les 6% imbéciles, Politika
#TSIARO_50 : Ary ity ilay teny nandratra ny fon’ny Malagasy maro izay efa nisakafo ambany foitra tamin’izany fotoana izany : POROFOY AMIKO FA MIHAMAHANTRA NY MALAGASY. Tsy hadinonay izany, tahaka ny tsy hanadinoana ilay teniteny foana nataon-dRa8 hoe...
by All Madagascar | Feb 11, 2023 | Les 6% imbéciles, Politika
#TSIARO_49 : Ary ny famotehanareo Manga ny ekonomia sy ny tantsaha noho ny fankahalàna sy fahatahorana olona iray dia hatramin’ny biby avy no nanamparanareo ny fahefanareo. Tsy adinon’ny vahoaka izany fa aza mody fanina sy madio tànana eo....
by All Madagascar | Feb 11, 2023 | Les 6% imbéciles, Politika
#TSIARO_48 : ITONY HALATRA SY HAFETSIFETSENA BE ITONY KOA RY MPIONDANA MANGA TSY HADINOANY AAAA #tsy_ianareo_mihitsy_no_madio_sy_mendrika_amin_ny_vahoaka_Eny_fa_na_dia_manao_ny_ataony_aza_Rajoelina...
by All Madagascar | Feb 11, 2023 | Les 6% imbéciles, Politika
#TSIARO_47 : Sao heverinareo mpitondra sy mpiondana HVM aza fa adinonay itony afera mamay be tamin”ny fitondranareo itony. Afera #Arfagate HOUCINE ARFA. Tsy afa-bela amin’io raharaha io ny minisitry ny fitsaranareo Mme Elise Rasolo Alexandrine sy ny...
by All Madagascar | Feb 10, 2023 | Les 6% imbéciles, Politika
HO AVY HONO RAJAO 🛑 Dia maninona ? Tsy hoe diso cible ny pejy, fa kosa tsy mahita hoe hitondra inona, na inona no azo antenaina amin’dRajao ? #Sady_vao_mamofompofona_lôranjy_d_efa_aloam_bahoaka Source