by All Madagascar | Jul 22, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Saint-Germain lès Arpajon (Le Voilier) – 22 Jolay 2023 – Fihaonana – Marc Ravalomanana 15:30 Ny fahatongavan’ny kandidà Marc Ravalomanana. Source From...
by All Madagascar | Jul 20, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
« Hiaraka isika hanavotra an’i Madagasikara… Amin’ny asabotsy 22 jolay amin’ny 2 ora ao Saint-Germain-lès-Arpajon isika no hihaona… Tongava! » (Marc Ravalomanana) Source From : Ny Valosoa...
by All Madagascar | Jul 20, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
SAHY IANAO Sahy ianao raha mbola hiverina hirotsaka, Fa ny anay dia teny tsotra sy mazava: Tsy azo ekena intsony ny olona kapotsaka, Izay namotika, nanimba sy nandrava! Tsy azo ekena ny hamerenana eto indray Ireo lainga maro sy karazam-pamitahana, Ary ianao izay...
by All Madagascar | Jul 16, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Tena tsy mahalala menatra mihitsy ilay rangahy ity sahy milaza an’izao! Resaka zom-pirenena frantsay : “Raha izay taratasy kely 8 sm tsy hanalana ny maha malagasy ahy sy ny fitiavako ny tanindrazako. Ary vonona ny ho faty ho an’ny tanindrazako aho. Tsy...
by All Madagascar | Jul 11, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
VOAFITAKA IZAHAY N’inona n’inona ambara dia voafitaka izahay, Satria tsy niomana hifidy olon’ny frantsay! Ny anay dia gasy tena gasy, raha ahitsy: « gasy petaka » No takianay ho filoha fa tsy vazaha mpampifotetaka! N’inona n’inona ambara dia voafitaka izahay, Na iza...
by All Madagascar | Jul 4, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
ASA MAIKA VOALOHANY ao amin’ny MAP PLUS: “Malagasy ampy SAKAFO, salama sy tomady afaka miatrika ny fiainana”. o Tsy maintsy hitondràna vahaolana haingana ny sakafo satria betsaka ny Malagasy no tena sahirana ankehitriny amin’ny fitadivana ny sakafo...