by All Madagascar | Jun 29, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
HIFIDY AHO. Olompirenena ianao, manana ZO ary manana ADIDY ihany koa. Manomboka ny 06 JOLAY izao ary Dia: Miverina any amin’ny BIRAOM-POKONTANY ny lisitra KA -MISORATRA ANARANA AHO raha tsy mbola nanao. – MANAMARINA ny ANARAKO aho – MAMETRAKA...
by All Madagascar | Jun 24, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Ny mety aminareo dia mangina fa tsy misy hihaino anareo intsony eo. Frantsay Rajoelina dia izay! LOVA HASINIRINA RANOROMARO, MPITONDRA TENIN’NY FILOHA : « Ady hevitra tsy mitombina (faux débat) ny hoe mety sa tsia ny filoha Andry Rajoelina mizaka ny zom-pirenena...
by All Madagascar | Jun 17, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
#Rajoelina Mitodika aty amin’i Andry Nirina Rajoelina ny mason’izao tontolo izao. Werawera kely aloha prezida a!… Mbola 13 fô???!!!… Filoha gasy sa vazaha? Saina gasy sa vazaha? Fanahy gasy sa vazaha?...
by All Madagascar | Jun 13, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
13/06/2023- MANANJARY. Filoha Marc Ravalomanana. Rehefa nosakanana tsy andeha ny fiara dia nandeha Bajaj teto Mananjary Source From : Marc Ravalomanana – Ofisialy
by All Madagascar | Jun 10, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
10/06/2023. FITOVINAGNY. Filoha Marc Ravalomanana. Finaritra aby Ragnandria ! Hisaorantsika Andriamanitra fa mbola notahiany isika ka afaka manao izao fihaonambe eto Fitovinagny izao. Source From : Marc Ravalomanana – Ofisialy
by All Madagascar | Jun 8, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Fetim-pirenena ho avy – Misy ny manangana saina fotsy Patrick Raharimanana : hita tany ho any, tsy maro raha koragniny, misy manangana saina fotsy. Tina Rossin : marigna zala ay, resy ny gasy @jaly tafahoatra ty. David Halday : misy no tonga saina. Martin...