by All Madagascar | Jun 6, 2023 | Caricatures, Pov cartoon, Vaovao
Tanteraka… Source From : Pov cartoonist
by All Madagascar | Jun 6, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
HALATRA SY VAROTRA ZAZA VAO TERAKA 7 MIANADAHY NIDOBOKA AM-PONJA Olona 7 mianadahy no nidoboka am- ponja vonjimaika eny Antanimora ary olona iray hafa no nahazo fahafahana vonjimaika, noho ny halatra sy varotra zaza. Rasazy niasa tao amin’ny hopitaly...
by All Madagascar | Jun 5, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
05/06/2023- Rtoa Doris Samuel Rakoto (tohiny). DORIS RAKOTO SAMUEL: raha ny vaovao farany dia nosamborin’ny zandary androany alatsinainy 5 jona vao maraina tao an-tranony Rtoa Doris Rakoto Samuel, vadin’i Mahery Lanto Manandafy. Heverina fa misy...
by All Madagascar | May 30, 2023 | Review news, Vaovao
Analavory : Tsy navela hamory vahoaka i Marc Ravalomanana Nivoaka ny 30/05/2023 tao anatin’i © Moov.Mg {{{ Fizarana mba ho fampahafantarana ny be sy ny maro sy ny ambany lanitra ary ny vahoaka rehetra jiaby jiaby tsy ankanavaka. }}} Nirefodrefotra ny baomba...
by All Madagascar | May 30, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
MPANAZATRA VAOVAON’NY BAREA MBOLA ANATY ADIHEVITRA Tonga ankehitriny ny fotoana hifidianana ireo mpiantsehatra ho an’ny 4 taona manaraka eo anivon’ny federasionina malagasin’ny baolina kitra na FMF, raha ny fampahafantarana nataon’ny...
by All Madagascar | May 30, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
30/05/2023. ANALAVORY. Filoha Marc Ravalomanana (tohiny). Tsy maintsy mihaona amin’ny Olom-pirenena eto Analavory aho androany. Tsy mihemotra amin’izay endrika herim-pamoretana isika. Aok’izay ny fampijaliana ny Malagasy, ny fanitsakitsahana ny Zo...